Teny iditra (1/4) | 1 misaka (saka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1] |
Ohatra |
4 Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 9 misaka (saka) |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1] |
Ohatra |
12 Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 17 misaka |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 milaza [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 20 misakà (saka) |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaka |
Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 23 kamisa, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, simaka, kamisa, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, simaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |