|
|
|
|

Teny iditra 1  misakafo
Fototeny  2 sakafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to eat a meal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 prendre un repas [1.8]
Ohatra  11  antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo. [2.470#99]
12  Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472#18]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fisomàka, misakafo, 15 misokafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21