Teny iditra misamboara (samboara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay S'agiter, se remuer, rouler comme les nuages, la fumée, les vagues de la mer, une foule
Figuré: être furieux, se démener de colère [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misamboara, misamboaran', misamboaran-, misamboaram-
Ny lasa : nisamboara, nisamboaran', nisamboaran-, nisamboaram-
Ny hoavy : hisamboara, hisamboaran', hisamboaran-, hisamboaram-
Filaza mandidy : misamboa
Tovy hevitra misamboaravoara

Teny iditra misamboa (samboara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misamboara [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20