|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misampana
Fototeny  2 sampana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
9 Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
10 Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1]
Ohatra  11  Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470#150]

Teny iditra (2/2) 12  misampàna
Fototeny  13 sampana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mampanisa, 16 manasampy, misampana, misampàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19