|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misampina
Fototeny  2 sampina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manipy ny ila lamba eo ambony soroka: Misampin-damba ~ Misampin-kavia no tian-dRamatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wear the lamba with one end on a shoulder; to drape a cloth etc. over something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 porter le lamba avec un bout sur l'épaule; être en califourchon sur une chose; placer en califourchon [1.8]
Ohatra  11  Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470#8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misampina

Teny iditra (2/2) 13  misampìna
Fototeny  14 sampina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misampina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mampanisy, 17 manampisy, misampina, misampìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19