Teny iditra | 1 misandratra |
Fototeny | 2 sandratra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to rise; to be promoted |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra |
Ohatra |
7 mba hisandratra ny aina! [2.48] 8 fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany [2.131] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misandratra io |
Fivaditsoratra | 15 Mandritsara, misandratra, tsaramandry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |