|
|
|
|

Teny iditra 1  misaotra
Fototeny  2 saotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mankasitraka noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena: Namonjy ahy tamin' ny loza izy ka nisaotra azy aho
9 Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to thank; to bless; to divorce one's wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 remercier; bénir; divorcer de sa femme [1.8]
Ohatra  12  misaotra anareo roa lahy aho, fa nanao ala-nenina hianareo! [2.324]
13  misaotra dia misaotra anao indrindra, ry Aly, hoy Ramanabeloma velon-tsiky sy fahamiramiranana. [2.470#161]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  misaotra, 15 misorata, 16 mositara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21