|
|
|
|

Teny iditra1  misara maina
Singan-teny  2  misara, maina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita [1.1]
Tovy hevitra  5  misara-poana, misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22