Teny iditra | 1 misara-potsiny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] samy miala tsy misy na inona na inona vita |
Singan-teny | 4 misaraka, fotsiny |
Tovy hevitra | 5 misara-maina, misara-poana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |