Teny iditra misara-poana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Samy miala tsy misy na inona na inona vita [1.1]
Tovy hevitra misara-maina ~ misara-potsiny
Singan-teny misaraka ; foana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27