|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  misary
Fototeny  2 sary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pretend something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ressembler à, feindre, simuler [1.3]
7 faire semblant [1.8]
Ohatra  8  Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470#17]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misary

Teny iditra (2/3) 10  misary
Fototeny  11 sary
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mitsirika, misafo
18 Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever [1.3]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe misary
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 22  misary
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 [Bara] mamangy [1.78]

Fivaditsoratra  25 masiry, misary, 26 misira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21