|
|
|
|

Teny iditra 1  misasatra
Fototeny  2 sasatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miasa fatratra, manao vizana: Misasatra ho an' ny vady aman-janany ny raim-pianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 se fatiguer. [1.3, 1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20