Teny iditra misavi-drazana
Singan-teny misavika ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (taloha) nilazana ny lehilahy ambany firazanana nitady haka vady ambony firazanana noho izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24