|
|
|
|

Teny iditra 1  misavily
Fototeny  2 savily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin' io rantsan-kazo io ianao sao potraka
9 Miolaka: Hevitra misavily [1.1]
10 afaka mihetsika mihoatra ny teza iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11 basculer [1.13]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21