|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misavoana
Fototeny  2 savoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miakatra ambony eny amin' ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina
9 Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny vidin' ny hena
10 Lasa lavitra loatra: Misavoana izany hevitrao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fly high, to soar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 voler bien haut [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  misavoàna
Fototeny  14 savoana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misavoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 amosavina, misavoàna, misavoana, 17 voamasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19