|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misidina
Fototeny  2 sidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango
9 Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha
10 Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona [1.1]
11 manidina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  12 to fly high, to fly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 voler dans l'air, voler [1.8]
14 voler [1.13]
Mpanahaka  15  manidina, 16  mikopaka elatra, 17  misodika, 18  misonanina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  misidìna
Fototeny  21 sidina
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misidina, misidìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24