|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misikina
Fototeny  2 sikina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano
9 Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona
10 Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina
11 Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler [1.8]
Ohatra  14  nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Tovy hevitra  15 misiky
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe misikina

Teny iditra (2/2) 17  misikìna
Fototeny  18 sikina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 manisiky, 21 masikiny, 22 mikisina, misikina, misikìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19