Teny iditra | 1 misimisy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 Raha te-hamboly misimisy izahay, dia mampiasa tanin' olona isasahana. [2.472] 4 Nomeko azy izay tokony ho vidin' ny omby roa, ary mbola nampiako vola misimisy ihany hiravoany miaraka amin' ny lafy valo. [2.471] 5 Saropantarina mihitsy izay tokony ho marina, kanefa toa ity hevitra farany ity no misimisy kokoa. [1.38] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny misimisy io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |