Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : misimisy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany mahita ny fotony. [2.415 #6146, 2.653 #2332, 2.558]
Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany no misimisy kokoa. [2.165 #1164, 2.415 #6243] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Différence entre celui qui interroge et celui qui n' interroge pas : c' est celui qui interroge qui voit le fond des choses. [2.415 #6146]
Interroger et ne pas interroger : il vaut mieux interroger. [2.415 #6243] Interroger et se taire:. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut examiner et approfondir. [2.415 #6146]
interroger est préférable. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa. [2.558 #3153, 2.653 #2352, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De coucher en route ou de revenir le même jour, il vaut mieux coucher en route. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cela montre qu' on n' est pas trop pressé de rentrer, et le voyage entrepris aura peut-être plus de résultats. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||