|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misoka
Fototeny  2 soka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy
9 (volana) Milentika: Efa hisoka ny volana
10 Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray aman-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'enfoncer dans l'eau, être plongé dans la teinture noire, se dit de la soie: Nisoka teo anaty rano hatramin' ny vavany izy (Il s'est enfoncé dans l'eau jusqu'à la bouche)
12 se dit de la lune qui se couche: Efa hisoka ny volana (La lune est sur le point de se coucher [1.3]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misoka

Teny iditra (2/2) 14  misokà
Fototeny  15 soka
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misoka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 kamosy, 18 makosy, misokà, misoka, 19 somaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19