|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  soka-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe sokatra

Teny iditra (2/2) 3  soka
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 [Tanosy] loko [1.78]
26 Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofenana ny vy avy notefena
27 Ranon-doko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. [1.1]
28 ranon-doko [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  29 teinture [1.13]

Fivaditsoratra  30 kaso, 31 Kosa, kosa, 32 sako, soka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19