|
|
|
|

Teny iditra 1  misoratsoratra
Fototeny  2 soratsoratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo [2.470#160]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20