Teny iditra | 1 soratsoratra |
Fototeny | 2 soratra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [duplicatif fréquentatif] [1.3] |
Ohatra |
7 Misy soratsoratra tahaka ny tsipitsipika mahitsy hita amy ny petala amy ny ankabiazan' ny zavamaniry [1.357#] 8 Misy soratsoratra maharikoriko ny handriny fa mitsipika mainty manao sarin-tanambokovoko eo ambony masony. [2.895#104] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny soratsoratra io |
Fivaditsoratra | 10 sarotsarotra, soratsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |