Teny iditra | 1 misoritra |
Fototeny | 2 soritra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy tsipika miavaka: Nisoritra teny amin' ny handriny ny havizanana [1.1] |
Ohatra |
5 Havizanana no hita misoritra avy hatrany amin' ny tavany; [2.470] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 misoritra, tsimorira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |