Teny iditra misorona afo
Singan-teny misorona ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mandroso kitay ao am-patana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To tend a fire [1.2, 1.7]
 To feed a fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Attiser le feu [1.3, 1.8]
Tovy hevitra manisy afo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24