|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  misorona
Fototeny  2 sorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misorona
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 11  misorona
Fototeny  12 sorona
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Ohatra  19  Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470#12]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misorona
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5) 22  misorona
Fototeny  23 sorona
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  29 Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 to be discreet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
32 être discret [1.8]
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe misorona
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5) 35  misoroña
Sokajin-teny  36  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  37 [Antambahoaka] mivavaka [1.78]
38 [Tanosy] mangataka, mivavaka [1.78]

Teny iditra (5/5) 39  misoròna
Fototeny  40 sorona
Sokajin-teny  41  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misoròna, misoroña, misorona, 42 Nosimaro, 43 somorina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19