Teny iditra misotro ny aleoko maty
Singan-teny misotro ; aleo ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31