|
|
|
|

Teny iditra 1  misotro
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
9 Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to drink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 boire [1.8]
Mpanahaka  12  manala hetaheta, 13  manao gagaka, 14  manao gok' omby, 15  manao gorodana, 16  manao kararana, 17  miala hetaheta, 18  miboboka, 19  migoka, 20  minona, 21  mitohoka
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe misotro
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 mirotso, misotro, 25 somotry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22