|
|
|
|

Teny iditra1  misotro ron-danitra
Singan-teny  2  misotro, ro, lanitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mandeha milanjalanja loha, milanja loha miavonavona, manao tsinontsinona ny torohevitra omena azy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07