Teny iditra | 1 misovoka |
Fototeny | 2 sovoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo 5 Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 misoko |
Fivaditsoratra | 11 misovoka, mosaviko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |