Teny iditra |
mitaba
(taba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manakorontana Mihinan-javatra ka miosanosana eo am-pihinanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To take or eat rapaciously by the hand [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Saisir avec avidité, manger goulûment, bouleverser, tracasser [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitaba |
Ny lasa : |
nitaba |
Ny hoavy : |
hitaba |
Filaza mandidy : |
mitabà |
|
|
Teny iditra |
mitabà
(taba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|