Teny iditra mitahiry an-karona tsy azom-boalavo
Singan-teny mitahiry ; harona ; tsy ; azo ; voalavo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny ilazana ny sakafo efa tonga any an-kibo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04