|
|
|
|

Teny iditra1  mitakalo
Fototeny  2  takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira
Ohatra  5  mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [2.470]
6  Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mitakalo io

Fivaditsoratra  12  maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21