|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitakizina
Fototeny  2 takizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina izao no tsy mampirehitra labozia ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be in the dark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être dans l'obscurité [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  mitakizìna
Fototeny  12 takizina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitakizina, mitakizìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07