|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mitakona
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy hita fa misy manakona, miafina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hide, to be concealed. [1.2]

Teny iditra (2/3) 10  mitakona
Fototeny  11 takona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Tanala] milanja, mivesatra antsoroka: Mitakon-dambo amin'taine tsy leon'olon-drere (milanja lambo (kisoa dia) tsy mivoraka ka tsy zakan'olona irery) [1.78]
18 Enti-milaza olona roa na telo na maro miara-mitondra zavatra iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 [Provincial] to carry a burden on a pole, by one (or more) before and behind. [1.2]
20 [Provincial] to carry or transport something by joint effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 [Provincial] transporter par un effort commun [1.8]

Teny iditra (3/3) 22  mitakòna
Fototeny  23 takona
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  25 mañotaky, 26 manotika, 27 miantoka, 28 mikatona, mikatòna, 29 mikotàna, mikotana, mitakòna, mitakona, 30 mitokana, mitokàna, 31 mitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19