Teny iditra |
mitaky
(taky)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To demand one's due [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Réclamer, réclamer son dû [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana;
[2.69]
|
2 | Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy.
[2.895]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitaky |
Ny lasa : |
nitaky |
Ny hoavy : |
hitaky |
Filaza mandidy : |
mitakia |
|
Kamban-teny |
|
|