| Teny iditra | 1 mitambesatra |
| Fototeny | 2 tambesatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to weigh upon; to be heavily burdened
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi)
[1.3#658] 11 peser dessus [1.8] |
| Ohatra |
12 Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany.
[2.470#50]
13 Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472#198] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|