| Teny iditra | 1 mitambitamby |
| Fototeny | 2 tambitamby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to curry favour, to caress, to ingratiate oneself
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
[2.470#91]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|