Teny iditra |
mitazana
(tazana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To view from above or from a distance [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Regarder d'en haut ou de loin; observer [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitazana |
Ny lasa : |
nitazana |
Ny hoavy : |
hitazana |
Filaza mandidy : |
mitazàna |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitazàna
(tazana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|