|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitena
Fototeny  2 tena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
9 Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wear something habitually [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 porter le vêtement habituellement [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mitena

Teny iditra (2/2) 13  mitenà
Fototeny  14 tena
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mainte, 17 manety, mañety, 18 menaty, 19 mentia, 20 mitane, mitena, mitenà, 21 Temanì

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19