|
|
|
|

Teny iditra 1  mitodika
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to turn to look; to turn around, to turn toward something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose [1.8]
11 s'orienter vers, se diriger vers [1.13]
Ohatra  12  Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471#58]
13  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472#201]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mitodika
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21