|
|
|
|

Teny iditra 1  mitohoka
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
9 Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
Ohatra  12  Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470#39]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26