|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mitohy

Ohabolana 1Boka mitohy rofia ka manasaritaka ny efa milamina. [2.165 #2015, 2.558 #925]
Boka nitohy rofia : manasaritaka ny efa milamina. [2.415 #1990, 2.653 #815]
Dikanteny frantsayLépreuse qui a voulu filer des fibres de raphia : elle embrouille ce qui était en ordre. [2.415 #1990]
Un lépreux voulant attacher des fils de raphia: il ne réussit qu' à emmêler ceux qui étaient bien arrangés. [2.165]
Fanazavana frantsayEt pour cause! [2.165]
Se disait des personnes maladroites. [2.415 #1990]

Ohabolana 2Heveriny fa hitohy ihany ny fanirin' ny hazo ka ho tonga any an-danitra. [2.415 #2366]
Raha mitohy ny fanirin' ny hazo, mahatakatra ny lanitra. [2.558 #3620]
Dikanteny frantsayIl s' imagine que la croissance de l' arbre ira jusqu' au ciel. [2.415 #2366]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui croient que les richesses ou les provisions ne s'épuiseront pas. [2.415 #2366]

Ohabolana 3Ikala adala am-body tenona : sady tsy hanohy ny maito no tsy hanala ny kambana. [2.558 #1390]
Ikala adala am-body tenona : sady tsy hitohy maito no tsy hanala kambana. [2.415 #3919]
Ikala adala ambody tenona, sady tsy hitohy ny maito no tsy hanala kambana. [1.1]
Ikala adala am-bodi-tenona: sady tsy hitohy ny maito no tsy hanala ny kambana. [2.165 #1627]
Ikala adala am-body tenona : tsy hitohy maito, tsy hanala ny kambana. [2.653 #1107]
Fanazavana malagasyIlazana olona eo ampototry ny raharaha, nefa tsy manao na inona na inona fa dia mipetra-potsiny eo. [1.1]
Dikanteny frantsayCette sotte placée au bout des fils qu' on tisse, ne fait pas de noeud aux fils qui sont cassés, et ne sépare pas les fils qui sont embrouillés. [2.415]
La sotte devant le métier à tisser: elle ne rattache pas les fils cassés ni ne sépare ceux qui sont joints. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des paresseux et aussi des gens indifférents qui se soucient peu d' arranger les différends des autres. [2.415 #3919]

Ohabolana 4Mitohy be karaha tendan-gisy. [1.147 #M119]

Ohabolana 5Mitohy sakay. [2.415 #2631]
Dikanteny frantsayCelui que le chagrin rend fou de douleur, est semblable à l' homme qui enfile des grains de piment. [2.415 #2631]
Fanazavana frantsayLe piment fait pleurer. [2.415 #2631]

Ohabolana 6Mitohy sakay amin' izay fitia halatra. [2.558 #2457]

Ohabolana 7Ny mitohy fangoka adala, fa ny mandova toa hendry. [2.165 #1622, 2.415 #3181, 2.558 #3152]
Dikanteny frantsayCeux qui ramassent et ajoutent les uns aux autres les bouts non tissés des étoffes, sont sots ; mais ceux qui héritent, paraissent sages. [2.415 #3181]
Ceux qui ramassent, pour les ajouter les uns aux autres, les bouts non tissés que l' on enlève des étoffes, sont sots, mais ceux qui héritent paraissent intelligents. [2.165]

Ohabolana 8Raha maniry ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.653, 2.165]
Raha maniry ihany ny hazo tonga any an-danitra. [1.1]
Raha mitohy ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.165]
Raha mitohy ihany ny hazo, tonga any an-danitra. [1.1]
Fanazavana malagasyEntina mampiomana fa misy fetrany toy ny hazo maniry ny fanambinana, ny fahasoavana. [1.1]
Misy fetra ny fanirin' ny hazo; voafetra koa ny fanambinana fa tsy mitohy hatrany ka tokony hanararaotra ny soa izay sendra sao manenina. [1.1]
Dikanteny frantsaySi l' arbre ne s' arrêtait pas de croître, il finirait par toucher le ciel. [2.165 #960]

Ohabolana 9Taolan' antitra, ka raha tapaka tsy mitohy intsony. [2.558 #4109]
Taolan' antitra : raha tapaka tsy mitohy intsony. [2.415 #1864, 2.653 #3036]
Dikanteny frantsayLes os des vieillards ne se raccommodent pas. [2.974 #330]
Os de vieux: s' il vient à se briser, il ne se raccommode pas. [2.415 #1864]
Fanazavana frantsayOn disait ces paroles aux vieillards pour les exhorter à prendre garde. [2.415 #1864]

Ohabolana 10Tsy foly manga mitohy rofia, fa foly mena mitohy sily. [2.165 #2218, 2.415 #2979]
Tsy foly manga mitohy rofia, fa ny foly mena mitohy sily. [2.558 #4490]
Dikanteny frantsayCe n' est pas du fil de soie bleu auquel on ajoute du fil de raphia, mais c' est du fil de soie rouge (indigène) auquel on ajoute du fil de soie rouge (étranger). La première partie de ce proverbe veut dire: bien commencer et mal finir; et la seconde: bien commencer et bien finir. [2.165]
Ce n' est pas du fil de soie bleu auquel on ajoute du fil grossier de raphia, mais du fil de soie rouge auquel on ajoute un autre fil de soie rouge venant de l' étranger. [2.415 #2979]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas seulement bien commencer pour mal finir, mais bien commencer et bien finir. [2.415 #2979]

Fizahan-teny