Teny iditra (1/2) | 1 mitokana |
Fototeny | 2 tokana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitokana io |
Teny iditra (2/2) | 13 mitokàna |
Fototeny | 14 tokana |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatòna, mikatona, mikotana, mikotàna, mitakona, mitakòna, mitokàna, mitokana, mitonàka, mitonaka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |