Teny iditra |
mitokana
(tokana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka irery: Mitokana ao an' efitra ao izy fa tsy miaraka amin' olona Mankalaza zavatra vao iray, alohan' ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana vaovao [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitokana |
Ny lasa : |
nitokana |
Ny hoavy : |
hitokana |
Filaza mandidy : |
mitokàna |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mitokàna
(tokana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitokana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|