Teny iditra mitokan-trano
Singan-teny mitokana ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1]
Ohatra Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana; [2.48]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04