Teny iditra | 1 mitokan-trano |
Singan-teny | 2 mitokana, trano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1] |
Ohatra |
5 Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana; [2.48] |
Fivaditsoratra | 6 mikaton-trano, mitokan-trano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |