|
|
|
|

Teny iditra 1  mitomoetra
Fototeny  2 tomoetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to dwell; to rest; to sit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 habiter, rester [1.8]
Ohatra  11  Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [2.470#171]
Tovy hevitra  12 mitoetra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22