|
|
|
|

Teny iditra1  mitonia (tony)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitony
Fanazavàna teny frantsay  3  sois calme, soyez calme, apaises-toi, apaisez-vous [3.1]
Ohatra  4  mitonia aloha ianao Ravaomaria, hoy i Soazara. [2.445#90]
5  Eny e, mitonia kely aloha, ho' aho, ry vehivavy terak' Imamo. [2.528#144]
6  Dia nifoha izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin' ny ranomasina hoe: Mangina, mitonia. [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  8  amintio, miotina, mitaino, mitonia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31