| Teny iditra | 1 mitono |
| Fototeny | 2 tono |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena.
[1.1] 9 manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to broil
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 griller au feu
[1.8] 12 griller [1.13] |
| Ohatra |
13 mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
[2.470#14]
|
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe mitono |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|